Politique

Mpanao politika sy ny gazety Tia Tanindrazana. Randriamamizafy Ignace (Moramanga)


  • Alatsinainy 17 Desambra 2012


 Tao anatin’ny sarotra ianareo no teraka ary nanana herim-po sy fitiavan-tanindrazana nisikim-ponitra ny hamerina ny ara-dalàna nimatimatesana dia arahabaina manokana noho izany. Be ny ezaka nataonareo matoa mahatratra izany laharana 1000 izany. Midika izany fa velona ary be koa ny mpamaky, indrindra izahay any Moramanga.

Nangonin’i Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT