Politique

Mpanao politika sy ny gazety Tia Tanindrazana Razafindrakoto Fidy Mamy Helson (Ambatondrazaka) :


  • Alatsinainy 17 Desambra 2012


 Raha ny gazety Tia Tanindrazana manokana aloha no jerena dia iarahantsika mahita fa miandany kokoa amin’ny filoha Marc Ravalomanana izy. Na izany aza izahay mpanohana an’Atoa Andry Rajoelina dia afa-po amin’ny famoahan-kevitra ao. Hatreto dia mitazona ny maha gazety azy ny Tia Tanindrazana saingy raha mba azo atao dia aoka mba hampifandanjana ny hevitry ny mpitondra sy mpanohitra ao anatin’ity Tia Tanindrazana ity.

Nangonin’i Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT