Politique

Mpanao politika sy ny gazety Tia Tanindrazana Rasambozafy Cyrille (Vangaindrano) :


  • Alatsinainy 17 Desambra 2012


 Tsy vitan’ny hoe ao ambavan’ny rehetra ny gazety Tia Tanindrazana ary vakian’ny rehetra fa gazety mikolokolo ara-tsaina, ara-piarahamonina ankoatra ny resaka politika. Mankahery ary tsy vitan’ny mankahery fa raha azo atao dia manainga koa ireo namana hamaky ny gazety Tia Tanindrazana. Maromaroa ny tahaka izany, miezaka mampiseho ny marina, tsy matahotra fampitahorana. Tsy vitan’ny fanatatry ny olona any Vangaindrano ny Tia Tanindrazana fa ny vidiny koa eo amin’ilay takatry ny olona. Tsy hoe aminareo tomponandraikitra miresaka amiko no hilazako izany fa izay no zava-misy.

Nangonin’i Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT