Politique

Mpanao politika sy ny gazety Tia Tanindrazana Rakotoniaina Gringo (Bezaha Toliara) :


  • Alatsinainy 17 Desambra 2012


 Ny mahafaly anay dia raha misy gazety sahy milaza ny marina fa tsy manohitra fanjakana dia ny Tia Tanindrazana. Koa irariana mba haharitra mandrakizay io satria mitatitra ny manahirana ny vahoaka eto amin’ny firenena. Any Toliara no hangalanay ny gazety Tia tanindrazana vao hoentina any Bezaha. Koa enga anie mba matihanina hatrany ianareo tsy hilazan’ny sasany azy hoe : gazety manohitra fanjakana

Nangonin’i Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT