Politique

Me Rakotomanana Hery Te hamafa ny ahiahy amin’ny CENI


  • Alakamisy 22 Septambra 2016

Ny lesoka ao anatin’ny lalàm-pifidianana matetika no miteraka ny tsikera mikasika ny CENI, hoy ny filohan’ity vaomiera ity, Me Rakotomanana Hery.


 Miezaka izahay manaraka izay voasoratra. Manomboka mamory ny fiarahamonim-pirenena isika izao hanangonana izay heverin’izy ireo ho mety hanatsarana ny lalàm-pifidianana. Hohenoina koa amin’ny herinandro ny antoko politika ary aorian’izay ny tompon’antoka rehetra ao anatin’ny fitondram-panjakana misahana ny fifidianana. Rehefa vita izay dia ho azo ny fehin-kevitra ahafahana manantsara ny tontolon’ny fifidianana eto amintsika. Mangarahara tanteraka, hoy ny fanamarihany, ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ary misokatra amin’ny lafiny rehetra. Ny mpandray anjara no mijery ny mety sy tsy mety fa mba mila mangarahara daholo ny zavatra rehetra.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT