Politique

Leader Fanilo Jean Max Rakotomamonjy no filoha ara-dalàna


  • Alatsinainy 24 Aprily 2017

Manamafy ary manizingizina ny avy ao amin’ny birao nasionalin’ny antoko Leader Fanilo fa fisandohana nyanaran’ny antoko no ataon’izay olona miteny etsy sy eroa ka tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny filoha nasionaly Jean Max Rakotomamonjy sy ny birao nasionaly.Efa mazava ny taratasy hoy izy ireo ka tsy tokony asiana adihevitra be intsony ;

  nisy moa ny fotoana nampisy olana teo anivon’ity antoko noforonin’i Herizo Razafimahaleo ity ka nahatonga fivakisana, niroroa saina ny mpikambana ary matetika no hisian’ny fifamaliana an-gazety sy amin’ny alalan’ny fampitam-baovao teo amin’ny birao nasionaly sy ilay nantsoina hoe “comité d’orientation”.Tsy tokony hisy intsony anefa ny resabe ankehitriny fa efa ny Leader Fanilo tarihan’ny filoha Jean Max Rakotomamonjy no tena izy sy ara-dalàna araka ny fanazavana azo avy amin’ny birao nasionaly omaly.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT