Politique

Gadra politika Mitsipaka ny hisamborana an-dRavalomanana


  • Talata 04 Aprily 2017

Na dia nampigadra ny tenako aza ny fitondrana Ravalomanana dia fitsipaham-pitokisana ny fandraisanay gadra politika ny fisamboran’izao fitondrana izao azy, hoy ny filohan’ny fikambanan’ireo gadra politika, Henri Rakotomalala na Riribe.

 Izao fitondrana izao ihany mantsy no nampiditra azy teto. Ny filankevi-pirenena misahana ny fampihavanam-pirenena no tokony hatsangana faran’izay haingana, mba hirosoana amin’ny fampihavanana tena izy. Amin’izao herintaona sy tapany mialoha ny hiafaran’ity fitondrana ity izao dia tsy tokony hisy intsony fisamborana mpanao politika na kandida amin’ny fifidianana satria hiteraka savorovoro ary mety hampihemotra ny fampandrosoam-pirenena.  Tafiditra ao anatin’izany ny raharaha ao Mahajanga sy Toamasina ary Port Bergers. Mila mailo amin’ny mpiara-miasa akaiky aminy ny filoham-pirenena fa misy manoro vohony ao.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT