Politique

« Force de changement » Tsy ho tafatsangana eto ny fitsarana ambony


  • Alarobia 31 Mey 2017

Nifamotoana teny amin’ny foiben’ny antoko AKFM etsy Andravoahangy ambony omaly ireo hery politika nivondrona ho ao anatin’ilay antsoina hoe « Force de changement » na hery fanovana izay najoro ny alarobia lasa teo.

Araka ny fanazavana, dia ny hametrahana sata hifampifehezana amin’ireo izay hitondra mifandimby ny firenena no anton’ity fivoriana ity sady hifanakalozan-kevitra sahady ihany koa ny mikasika ny rafitra Force de changement. Zava-dehibe io sata io, hoy ny mpikarakara, Tolojanahary Maharavo, fa tsy ilaintsika ny fitsarana avo (Haute cour de justice) izay tsy hisy sahy hanangana na oviana izany. Ao anatin’io sata io, hoy izy, no hametrahana ny tanjona amin’ny fitantanana sy ny velirano mikasika ny tsy azo atao rehetra mba ho amin’izay fotoana izay raha mibirioka ny mpitondra dia hosazian’ny lalàna velona.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT