Politique

Fitondrana Rajaonarimampianina Misy mbola tokony hoesorina, hoy ny VTSR


  • Sabotsy 13 Mey 2017

Lasa tsy marin-toerana noho ny fisian’ny kolikoly, ny tsy fandriampahalemana, fitsaram-bahoaka ary ny fisondrotan’ny vidim-piainana samihafa ny fitondrana ankehitriny,

 hoy ry zareo avy eo anivon’ny Vovonana tsy mialon-jafy miaro ny soatoavina repoblikanina (VTSR) mampivondrona ny ankolafin-kery rehetra dia ny mpanohana sy mpanohitra ny fitondrana ary ireo eo afovoany. Efa nolovaina hatrany aloha ireo, hoy izy ireo, saingy hatramin’izay dia tsy mba nifanome tanana isika hamahana azy fa nandroba sy namotika toy ny tamin’ny 2002 sy 2009 no natao. Vokany, rehefa mba niakatra 9% ny harinkarena dia nidina 1%. Miantso ny fitondrana hanohy ny fanadiovana efa natombony izahay, hoy ity vovonana ity, satria hita ho nisy departemanta tsy nahitana fanovana ka mila miala ny mpitondra tsy ampy fahombiazana. Raha tsy mandray fepetra faran’izay haingana ny filoha dia ho tompon’andraikitra amin’ny fionganany satria tsy ho zakan’ny vahoaka ny zava-misy, hoy izy ireo.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT