Politique

Filohan’ny CRN Mahajanga « Hahitsoky ny fitondrana ny fampihavanam-pirenena ! »


  • Zoma 31 Martsa 2017

Noho ny tahotra ny marina no mahatonga ny fitondram-panjakana hanitsoka ny fampihavanana tena izy, hoy ny filohan’ny komitin’ny fampihavanam-pirenena (CRN) ao Mahajanga, Philémont.

 Ny fampihavanana notarihin’ny filoha teo aloha, Zafy Albert, raha ny heviny, no tena izy satria ity farany no efa nanao fitetezam-paritra namantatra ny hetahetan’ny Malagasy. Raha ny fahitana azy izao anefa dia malaina hanao io fampihavanana tena izy io ny fitondrana ka mandrirarira no ataony. Tsy misy afa-tsy dinika hanamboarana rafitra vaovao mialoha ny fifidianana no hany vahaolana raha tiana ny tsy hisian’ny korontana, hoy izy.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT