Politique

Fikambanan地y ben地y tan瀟a Mivory ao Antsiranana


  • Sabotsy 10 Septambra 2016

Tontosaina ao Antsiranana ny fivoriana faharoan地y fikambanana AMGVM (Association des Maires des Grandes Villes � Madagascar), mandrafitra ireo Ben地y tan瀟a an-tan瀟-dehibe.

 

 Ben’ny tanàna miisa 10 no tokony hiatrika izany mandritra ny 2 andro. Anton’ny fihaonana ny handrafetana ny sata mifehy ny Ben’ny tanàna mba hipetraka ho tena lalàna manan-kery. Nohamafisin’Atoa Razanakolona Paul, filohan’ny fikambanana fa antom-pijoroan’ny fikambanana ny hikendry ny fampandrosoana ny kaominina misy azy ary ho sangany amin’izay fampandrosoana ny ben’ny tanàna rehetra. Hatao mandritra ny fihaonana ihany koa ny famolavolana sy  fametrahana mazava tsara ireo adidy aman'andraikitra sy zo tokony hananan'ny ben'ny tanàna ary fandrafetana farany ilay sata mifehy ny ben'ny tanàna, izay hiarahana amin'ny filohan’ny sénat sy ny filohan’ny assemblée. Nambaran’Atoa Mahazoasy, tale jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fanapariaham-pahefana ihany koa afaka mamolavola soso-kevitra entina hodinihina ao amin'ny MID ity fikambanana ity, ka azo atao tsara ny mijery izay azo hampiharina amin'izay araka izay mifanaraka amin'ny lalàna misy eto amintsika.


Caius R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

ツォHiverina indray ny krizy

  • Bien Aimテゥ
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin窶冢y Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

ツォAndao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT