Politique

Fifidianana amin’ny 2018 Hampiady an-trano , hoy i Doudou


  • Alarobia 14 Jona 2017

Amin’ny maha sendika ny tenako dia tsy hirotsaka velively amin’ny fifidianana ho avy hatao eto amin’ny firenena, eny fa na dia amin’ny fifidianana filoham-pokontany aza nefa dia tsy maintsy miteny kosa

  rehefa misy raharaha tsy mandeha amin’ny tokony ho izy eto amin’ny firenena, hoy Ratolojanahary Maharavo Doudou mpitarika ny DFP ankehitriny. Nambarany fa raha tsy hasiana fanovana ny tontolon’ny fifidianana eto amintsika amin’io 2018 kasaina hanaovana fifidianana io dia ho ady an-trano no hiseho eto Madagasikara.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT