Maro ny lainga nafafy teto, hany ka nifamahofaho be ihany ny saina, hoy i Fidisoa, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert tetsy amin’ny kianjan’ny Magro omaly. Hiditra amin’ny taom-pandresena isika. Vakansy farany ny an’i Andry Rajoelina io any Israely io, hoy izy. Maodely i Marc Ravalomanana, hoy ihany i Fidisoa ary “tsy iadian-kevitra fa iny lehilahy iny ihany no vahaolana”. Tsy misy azo ekena ankoatra ny profesora Zafy Albert ihany koa, hoy i Fidison no hitarika izany fampihavanana izany.
Nangonin’i Soa
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.