Efa mijaly sy noana ny vahoaka Malagasy ka tsy afaka hiandry ny fiafaran’ny taom-piasan’ny filoham-pirenena ankehitriny intsony,
hoy ny mpahay diplomasia, Julien Radanoara, raha naneho hevitra nandritr’ilay fivoriana niantsoana ireo hery politika mpanohitra ny fitondrana tetsy Andavamamba omaly. Ny fiaraha-mitantana no vahaolana. Izany anefa tsy midika hoe an-terisetra fa mila atao am-pilaminana sy fifampidinihana, raha ny fanazavany hatrany. Mila sorohana ny ra latsaka sy olona maty ary ny fiverenan-dalan’ny toekarena.
Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.