Politique

Etazonia Manantena ny hiverenan’i Madagasikara amin’ny ara-dalŕna


  • Alatsinainy 27 Jona 2011

Toy ny fanaony isan-taona rehefa fetin’ny Fahaleovantena toy izao dia miarahaba ny vahoaka Malagasy ny filoha Amerikanina amin’ny anaran’ny vahoaka ao aminy.

Ao anatin’ny fiarahabana nataony dia nambaran’ny filoha amerikanina Barack Obama tazonin’i Etazonia hatrany fa mendrika ho an’ny vahoaka Malagasy ny higoka ny vokatsoa entin’ny fahaiza-mitantana, ny demokrasia ary ny fanjakana tan-dalàna, ny fanajana ny zon’olombelona. Nambarany fa mijoro mandrakariva eo anilan’ny vahoaka Malagasy ny vahoaka Amerikanina ary manantena ny tenany fa hiverina eto Madagasikara amin’ity taona ity ireo. Raha ity lahatenin’ny filoha Obama ity dia tamin’ny fomba diplomatika no ilazany fa dia fanjakana tsy ara-dalàna mbola anjakan’ny tsy fahaiza-mitantana, tsy misy demokrasia, ary tsy manaja ny zon’olombelona ny eto amintsika. Araka izany dia karazan’ny tsy mbola misy fanjakana araka ny tokony ho izy eto amintsika raha ny fahitan-dry zareo Amerikanina azy.

Nangonin’i Soa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT