Politique

Depiote TIM Boriborintany faha-6 Manampy hatrany ny tanora eny Ambohimanarina


  • Talata 13 Jona 2017

Feno hipoka ny efitrano malalaky ny Boriborintany faha-6 teny Anosisoa Ambohimanarina, ny sabotsy teo, nandray ireo ankizy niisa 200 nanaraka an’ilay « révision CEPE » nokarakarain’ny « Association Katraka Live »

 

 tarihan’i Mr Haja nampitana ilay fianarana lesona fehezina amin’ny hira sy lalao. Nahazo tolotanana 100% tamin’ny depiote Rasoanoromalala Horace avy amin’ny TIM ity hetsika ity ary nampiany tsodrano ho an’ireto ankizy hanala fanadinana ireto izay nampirisihany koa tsy hisaraka amam-bavaka hatrany.
Ny alahady 11 jona kosa dia nanolotra « survêtement » ho an’ireo tanora sy ankizy  17x3 mpikambana ao amin’ny Basket Club Ravinala tarihin'ny Coach Riri teny amin’ny kianja basket an’ny Boriborintany faha-6 ity depiote ity sy mpiara-miasa aminy.
Ireo  17x3 ambiny sisa kosa dia hahazo ny anjarany tsy ho ela, araka ny fanamarihana azo teny an-toerana.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT