Politique

Depiote teny Tsimbazaza Tsy nahara-baovao ny ankamaroany


  • Zoma 19 Mey 2017

Noho ny fahasahiranana amin’ny fandinihana ireo volavolan-dalàna efa am-pelatanan’izy ireo sy noho ny fanatrehan’ny maro tamin’izy ireo ny fandevenana ny nofo mangatsiakan’ny vadin’ny depiote namany,

Randriamampianina  Ramilison avy any Antanifotsy, tany Ambohitompoina omaly alarobia dia nilaza ho tsy naharaka ny didim-panjakana navoakan’ny filankevitry ny minisitra tamin’ny alarobia 17 mey teo dia ny “Décret modifiant et complétant certaines dispositions du décret n°2014-259 du 02 mai 2014, modifié et complété par le décret n°2016-196 du 24 mars 2016, fixant les salaires, accessoires, indemnités et avantages en nature du Président de l’Assemblée Nationale, des membres du Bureau permanent et des Députés de Madagascar » ireo solombavambahoakan’i Madagasikara sendra ny mpanao gazety teny Tsimbazaza omaly alakamisy 18 mey 2017 afa-tsy ny depiote Randrianandraina Théophile Christian avy any Benenitra izay nanambara fa tsy mampaninona azy na niakatra na nidina ny karaman-dry zareo sy ireo tombontsoa fandrainy ary tsy hanaovana fidinana an-dalambe izany sanatria fa ny hanompo ny vahoaka nifidy azy ireo no himasoan’ny depiote amin’ny ankapobeny.

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT