Politique

Depiote Randrianasolo Nicolas Nanatanteraka ny fampanantenany


  • Alakamisy 30 Martsa 2017

Nanatanteraka ny fampanantenana nataony tamin’ny fampielezankevitra fony izy kandidà solombavambahoaka tamin’ny taona 2013 lasa teo ny

depioten’i Madagasikara Nicolas Randrianasolo voafidy tany amin’ny distrikan’i Betroka Faritra Anosy rehefa nivaly ny famatsiambola izay nokatsahany tany amin’ny fanatrehana ny fivorian’ny « Assemblée parlementaire panafricaine » farany teo. Kaominina 23 ao amin’ity distrika ity no notoloran’ingahy depiote omby 6 tsirairay avy niampy angadin’omby niisa 30.  Mitentina 20.000 euros io fanampiana azon’i Betroka avy any ivelany io.  ka nambaran’ny tompon’andraikitra any an-toerana fa ho fanoitra hampandroso marina an’ity distrika ity .

Ntsoavina  Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT