Politique

Depiote Nina na Rahantanirina Lalao Tsy izy intsony io fitondrana ankehitriny io


  • Alakamisy 01 Jona 2017

Raha nanontanian’ny mpanao gazety mikasika ny resaka « motion de censure » mandeha be eny anivon’ny Antenimieram-pirenena omaly talata 31 mey ny depiote Nina na Rahantaninirina Lalao avy any Mahajanga I,

 dia tsotra ny valinteny nomeny  dia ny hoe « Amiko manokana dia efa tsy izy intsony io fitondrana misy ankehitriny eto amintsika io, nefa miankina amin’ireo solombavambahoaka rehetra ny fanapahan-kevitra ny amin’izany zavatra anontanianareo izany ». Raha ny fihainoako ny tatitra natomboka nataon’ny praiminisitra teo indray izay mbola hotohizan’ireo minisitra samihafa ao amin’ny governemanta tarihany dia horonantsary na « film » efa nandeha lava no henoko tao ka naleoko nivoaka miandry ny anjara fandraisam-pitenenana  hataoko vao miverina ao an-dapa ao aho fa mbola depiote maromaro ihany moa no eo anoloako.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT