Politique

Depiote Kathy Mpanohana 100% ny fitondrana Rajaonarimampianina


  • Zoma 02 Jona 2017

Nazava tamin’ny fandraisam-pitenenana nataon’ny depiote Kathy avy any Mananjary, tamin’ny alarobia 31 mey teo teny Tsimbazaza, nandritra ny fifanatrehana tamin’ireo depioten’i Madagasikara sy ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier,

 fa mpandany tsy misy fepetra an’ireo lalàna hatolotra hodinihana eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza rehefa solombavambahoaka mpanohana 100% ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina  tahaka azy ka tokony mba hovatsiana tetikasam-pampandrosoana maro any amin’ny distrikan’i Mananjary nahalany azy izay hireharehany fa hoe tena DISTRIKANY azy manokana raha ny vava navoakany tamin’izany fandraisam-pitenenana nataony izay nanao hoe : “Any amin’ny DISTRIKAKO”.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT