Politique

Depiote Horace sy ny antoko TIM 6 è Tsy manao ambanin-javatra ny fanabeazana


  • Alarobia 28 Jona 2017

Tsy manao ambanin-javatra ny resaka fanabeazana mihity ny Depiote Rasoanoromalala Horace miaraka amin’ny antoko TIM misy azy eny amin’ny Boriborintany faha-6.

 Taorian’ny famerenan-desona an-kira nomeny izy ireo ny mpianatra nanala ny fanadinana CEPE farany teo niaraka tamin’ny “Association Katraka Live” tarihan’Atoa Haja, dia anjaran’ireo mpiantra hanala ny fanadinana BEPC avy amin’ny Sekolimpanjakana sy tsy miankina eny Ambohimanarina indray no nisitraka ny famerenan-desona an-kira ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny efitrano malalaky ny Boriborintany faha-6 teny Anosisoa. Narahina tsodrano niavaka avy amin-dRtoa Solombavambahoaka ilay famerenan-desona. Nambarany fa na dia fety aza ny andro dia ny “Mahasoa aloha vao ny mahafinaritra” no hatolotra ireto ankizy mpianatra. Nisy koa fanomezana harendrina ireo mpianatra madinika eny Ambohimanarina nataon’ny Depiote tamin’io andro io.

Ntsoavina Evariste


 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT