Politique

Camille Mektoub Mpangalatahaka tsy mahay raha Rajoelina


  • Zoma 05 Aogositra 2011


 «Hijoro izahay hitaky ny fiverenan’i Dada», hoy i Camille Mektoub avy amin’ny ankolafy Zafy Albert. «Mpakatahaka tsy mahay raha Rajoelina», hoy izy, fifanarahana amin’ny mpandraharaha no ventesina nefa tsy hita izay nalehan’ilay Saodianina ary ilay Niel Bush nakarina an-dapa farany teo dia fantatra ny nataony tany Tchéchenie sy tany Bosnie Herzégovine». «Omeo an’i Kaisara izay an’i Kaisara», hoy izy, fa zavatra hain’ny filoha Ravalomanana io mifampiresaka amin’ny mpandraharaha io».

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT