Politique

Boriborintany faha-2 Mihetsika ny depiote TIM Rastany


  • Sabotsy 12 Novambra 2016

Mihetsika indray ka manohy ny fanasoavana ny fiainam-bahoaka fanaony ny depiote TIM Randrianarisoa Stanislas na depiote Rastany.

 

Ny alakamisy teo dia nanolotra “banc” fianarana niisa 16 tao amin’ny fianaran-dry Masera ao Ampasanimalo izy, latabatra 32 sy seza 4 ho an’ny ankizy prescolaire tao amin’ny Epp Ambavahadimitafo, kilalaon’ny ankizy ao amin’ny “prescolaire” tao amin’ny Epp Ampamantanana ary nanolotra tamin’ny fomba ofisialy lakilasy 2  nohavaozina ny lokony tao amin’ny Epp Ampasanimalo. Kabary fanentanana fohy sy fampahatsiahivana ny tsy maintsy hikarakarany an’ireo toeram-pianarana eny amin’ny Boriborintany nahalany azy no nataon’ity depiote ity tamin’izany. 13 ireo Epp hisitraka fanomezana amin’ny depiote Rastany ary efa miomana ny handray ny anjarany tsy ho ela koa ny Epp Ambohipo, Ambohitsoa, Manakambahiny, Mandroseza, Ambohimiandra, Ankadinandriana, Ambohipotsy, Antsahabe, Volosarika ary ny Epp Ambanidia.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT