Politique

Antoko Marina Tsaratsara kokoa raha tsy kandida Rajaonarimampianina


  • Alarobia 12 Jolay 2017

Mbola mitana ny soso-keviny hatrany ny antoko Marina, araka ny nambaran’ny mpandrindra nasionaliny Ranaivoson Jean Désiré fa Atoa Hery

Rajaonarimampianina, raha ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny dia metimety aminy ny misafidy  ny tsy hirotsaka ho kandidà amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena ho avy fa hipetraka ho raiamandreny marina ka hanara-maso  mba hampisy fifidianana milamina sy mirindra eto amin’ny tany sy ny firenena. Ry zareo antoko Marina kosa dia efa nametraka hatrany, hoy ihany ity mpandrindra nasionaly ao aminy ity fa handray anjara amin’ny fifidianana rehetra hatao amin’io taona 2018 ho avy io.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT