Politique

Alaotra Mangoro Nametra-pialana ny Lehiben’ny Faritra


  • Zoma 08 Oktobra 2010


Naseho omaly tao amin’ny trano fitatra Ampefiloha ny Komity mpampandany ny ENY amin’ny fampielezan-kevitra momba ny lalàmpanorenan’ny FAT. Hiparitaka amin’izay, ka hihazo an’i Toamasina ny sasany anio, rahampitso sabotsy kosa ny ao Mahajanga sady manokatra ny fampielezan-kevitra ny ENY amin’ireo toerana ireo. Augustin Andriamananoro, ministry ny fifandraisan-davitra sy ny paositra ary ny teknôlôjia maoderina teo aloha, no Talen’ny fampielezan-kevitra. Ramandehamanana Richard, no lefiny. Nampahafantarina omaly fa nametra-pialana amin’ny maha lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro azy ity farany. 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT