Politique

Alain Mahavimbina Haka traikefa amin'ny Amiraly Didier Ratsiraka


  • Sabotsy 08 Oktobra 2016

Any Antsiranana manitatra ny ambaindain’ny antoko GARA tarihiny ny lehiben’ny Faritra Atsinanana tamin’ny tetezamita, Alain Mahavimbina

. Valo taona nijoroana izao ny antoko politika GARA, ary vonona ny handray andraikitra eto amin’ny firenena araka ny nambarany. Mifanandrify tamin'ny fankalazana ny faha-efapolo taonan’ny antoko AREMA ny fandalovana ao Antsiranana. Nambarany fa hanotrona ny fankalazana io tsingerintaonan’ny AREMA io izy, satria « zava-dehibe ny maka traikefa amin'ny raiamandreny ». Nijoro vavolombelona i Alain Mahavimbina nilaza fa « maro ny zava-bita sy najoron’ny Amiraly Didier Ratsiraka teto Antsiranana fony izy teo amin’ny fitondrana toy ny lycée, oniversite, SECREN, sns ». « Vonona ny hifanakalo trakefa amin'ny Amiraly Didier Ratsiraka ny tenako », hoy izy ary maniry mba ho tratry ny efapolo taona tahaka ny AREMA koa ny antoko GARA.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT