Politique

Alain Andriamiseza « 50 taona nahantra ny Malagasy »


  • Sabotsy 24 Jona 2017

Mankasitraka ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara (HVM) nanome ohatra tany Toliara, hoy ny mpanao politika miara-dia amin’ny mpanohitra, Alain Andriamiseza.

Mankalaza ny faha-57 taonan’ny foloalindahy isika ankehitriny kanefa tsy tokony hohadinoina fa 50 taona izao no mahantra ny Malagasy. Ny tsy fisian’ny demokrasia no hita ho lesoka nandritr’izay fotoana izay ary tokony hoheverina ny hanisana andro manokana ho an’izay. Takianay ny fisian’ny fanoherana satria tandra vadinkoditry ny demokrasia io. Anisan’ny nomarihin’ity mpanao politika ity koa ny amin’ny tsy tokony hisian’ny fitazonana am-ponja vonjimaika (détention préventive) ireo mpanao gazety intsony. Efa naman’ny fanagadrana ihany mantsy izany.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT