Actualités

Vono olona teo Mahamasina Manameloka ny Frantsay


  • Talata 28 Jona 2016

Manameloka mafy ny vono olona nitranga tao Antananarivo ny andron’ny 26 jona, nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena i Frantsa.

 

 Namoaka fanambarana ny Mpitondratenin’ny «Quai d’Orsay », minisiteran’ny raharaham-bahiny frantsay : “Maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’ny niharam-boina izahay ary maniry fahasitranana haingana ho an’ireo maratra. Manome toky ny  manampahefana Malagasy i Frantsa momba ny fanohanany   hiarovana   ny filaminana sy ny fahamarinan-toeran’ny firenena”.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT