Vahombey

> Te ho minisitry ny kolontsaina


  • Alatsinainy 10 Febroary 2014


Mikatsaka ny toeran’ny minisitry ny kolontsaina Rabearison Roland Dieu Donné na Vahombey, kandida nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena farany teo. Vahinin’ny Aceem Radio izy ny sabotsy 08 febroary teo no nilazany io hetahetany io. Nambaran’i Vahombey tamin’izany fa tsy miady seza izy fa mandray andraikitra ho fanohizany ny vinanasany. Hahatongavana amin’ny fahamasinana dia hijoro amin’ny fahamarinana, hoy izy.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT