Tranga hafahafa

> Nisehoana faribolana miendrika avana omaly nanodidina ny masoandro


  • Zoma 08 Novambra 2013


 

Nampitolagaga an’ireo izay nahita sy nanamarika omaly ny fisiana faribolana miendrika avana nanodidina ny masoandro tazana teto Iarivo. Betsaka ny hevitra nivoaka taorian’ny fahitana azy io fa ny iray izay singanina amin’ireny dia ny fanamarihan’ny mpiasan’ny fahasalamana iray fa mahatsara fahasalamana ny fibanjinana anaty segondra fohy an’izany zava-nisy izany.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT