Actualités

TAPANY AMBOSITRA


  • Zoma 24 Jona 2016

Fiara mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faha-7, no nisy nanafika teo anelanelan'Ambositra sy Ivato ny alin’ny alarobia teo.


Novakian'ireo jiolahy ny fitaratr’ilay fiara. Nendahin’izy ireo tsirairay ny mpandeha sy mpamily. Tsy nisy aina nafoy.

ANDAPA
Hisokatra ofisialy anio ny masoivohon’ny Microcred Banque ao an-toerana, raha efa nanomboka nandray mpanjifa tao anatin’ny fotoana vitsy izay. Mifanojo indrindra amin’ny fisokafan’ny taom-piotazana lavanila ny fisokafany.

FANATANJAHANTENA BAC

Mitohy hatrany ny fanadinana ara-panatanjahantena Bac amin’izao fotoana. Omaly, tao amin’ny  ANS Ampefiloha dia nivoha tamin’ny 8ora latsaka ny vavahady. Tovovavy iray no nianjera ary tsy nahavita nanohy intsony. Tamin’ny ankapobeny dia nizotra nilamina ny fanadinana. Marihina fa ny serie A sy C no manao ao.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT