Saraha Georget Rabeharisoa

> Dr Robinson no fanomezana tsara ho an’ny Malagasy


  • Talata 17 Desambra 2013


Fanomezana tsara indrindra ho an’ny Malagasy amin’ny taom-baovao ny fahalanian’ny dokotera Dr Robinson Jean Louis ho filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny Maitso Hasin’i Madagasikara, Saraha Georget Rabeharisoa nanoloana ny vahoakan’i Tolagnaro ny sabotsy teo. Dokotera Robinson Jean Louis no dadabe Noely tsy voavidim-bola ary Ray aman-dreny tia zanaka, afaka mihaino ny hetahetam-bahoaka, manaja ny tontolo iainana. Izany indrindra no anisan’ny naharesy lahatra ny Maitso hiara-dia amin’i Robinson Jean Louis, hoy hatrany i Saraha Georget Rabeharisoa.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT