Ramarokoto Julien Fidinahary na Dafy

> Hanohy ny asa fampandrosoana efa nataony tao Fandriana


  • Talata 03 Desambra 2013


Efitranon-tsekoly 46 no vita, mpampianatra zanak’i Fandriana 120 no voaray mpiasam-panjakana, Liseam-panjakana 6 no tafapetraka ao amin’ny distrikan’i Fandriana. Ireo no ampahan’ny dian-tanan-dRamarokoto Julien Fidinahary na i Dafy, talen’ny kabinetran’ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena teo aloha tao amin’ny distrikan’i Fandriana hatramin’izay, ankoatra ireo hetsika ara-kolontsaina nokarakarainy toy ny Gebageba sy fampitaovana ny tanora sy ny fiangonana. Tsy mitohy ireo asa efa natomboka ireo raha tsy tonga solombavambahoaka izy ka miantso ny vahoakan’i Fandriana manontolo ity kandida natolotry  ny fikambanana “Hiaraka Isika” ity, hanohana azy.

 

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT