Rakotonirina Gaston

> Hamerina ny fototra Fokonolona


  • Alarobia 20 Novambra 2013


 

“Hamerina ny soatoavina Malagasy dia ny fihavanana sy ny rafitra Fokonolona eto an-tanànan’Antsirabe no tanjoko raha lany ho solombavambahoaka ”, hoy Rakotonirina Gaston natolotry ny fikambanana Ny Fanahy no maha olona. Very tanteraka hoy izy ny fihavanana Malagasy sy ny firaisankinan’ny Fokonolona amin’izao fotoana hatramin’ny nahafaty ny Kolonely Ratsimandrava kanefa tsy handroso isika raha tsy miverina sy averina izany. Ho azy ireo araka izany dia ireny no tokony hifantohan’ny fampivoarana sy ny fanohanana ka izay no hanaovan’izy ireo hetsika mivantana any amin’ireny madinika ireny. Raha ny momba ny fifidianana filoham-pirenena dia tsy nanohana olona izy ireo ary na amin’ny fihodinana faharoa aza dia mbola toy izany ihany koa saingy vonona kosa ny hiara-hiasa amin’izay filoha voafidim-bahoaka eo ny fikambanana, hoy hatrany Ragaston.

Caïus Raharison


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT