Rakotomanana Honoré

> Ilaina ny mangarahara amin’ny voka-pifidianana


  • Talata 31 Desambra 2013


Fomba iray afaka manala ny ahiahin’ireo kandida ny fampitahana ireo fitanana an-tsoratra, hoy ny profesora Rakotomanana Honoré, filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana teo aloha raha nanambara ny heviny mikasika ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny voka-pifidianana ny tenany. Aminy dia ilaina ny mangarahara eo anatrehan’ny vahoaka ary azo angatahina amin’ny CENI-T sy ny CES izany. Manana delege rahateo ireo kandida ireo ary ilaina ny fanamarihan’izy ireo, hoy ny fanampim-panazavany.

 

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT