Rakotomalala Rivoniaina Rija - Dada 100%

> Diabe fanentanana ifotony ny mponina no natao omaly


  • Alarobia 04 Desambra 2013


Ampiasain’ny kandidàn’ny VAMI, Rakotomalala Rivoniaina Rija tsy miala amin’i Dada 100% ao amin’ny Boriborintany fahatelo eto Antananarivo Renivohitra rehefa fomba rehetra hampandaniana ny kandidà Robinson Jean Louis ho filoham-pirenena na ny tenany ho solombavambahoaka ka rehefa vizambizan’ny mandeha fiara voaravaka miaraka amin’ny fanamafisam-peo matanjaka izy sy ny mpanara-dia azy dia nitanjozotra nanao rodobe nandeha an-tongotra kosa nandresy lahatra ny mpifidy ao amin’ity Boriborintany ity. Manerana ny tanàna moa mifanindran-dalana amin’izany diabe izany dia mandeha tsy miato ny fiara « mobile » mandefa ny hira fanevan’ity kandidà ity sy ny hira fanevan’ny kandidà Robinson Jean Louis ihany koa “ koa sahia avia hiara-dia â… »

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT