Actualités

Noho ny hamafin’ny Krizy Be ireo mivazavaza eny an-dalambe


  • Alarobia 07 Martsa 2012

Trangan-javatra mpiseho matetika tao ho ao teto an-drenivohitra ny fahitana olona tsotra mivazavaza samirery ary mafy dia mafy eny an-dalambe.

 Efa nahazatra ny olona ny nahita ity raim-pianakaviana iray efa mananika ny faha-50 taonany mahery any ho any, mijoro irery eo afovoan’ny “rond point” iray etsy Anosy ary miravaka galonan’ny bekotro maroholatra maro eny an-tratrany. Mikabary tsy misy mpihaino ohatra ireny eny an-kianja fanentanana ireny ary mimenomenona fahasarotam-piainana sy miresaka politika ary manontonona anarana mpanao politika sy mpitondra fanjakana malaza maro eto amintsika izy. Dia trangan-javatra hafa kosa ny an’ity lehilahy iray sahirankirana ara-pivelomana, araka ny fahitana ny fitafy teny an-kodiny, ny alatsinainay takariva, teny amin’ny Vatobe 67 ha teny. Tsy nahalala menatr’olona intsony ralehilahy fa dia nitabataba mafy ny hasarotry ny fiainana. “Efa telo taona nijaliana izao, vahao ny olana ry mpitondra fanjakana fa mijaly ny vahoaka â !”, hoy izy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT