Nitazona basy tsy ara-dalŕna

> Mpiasa iray amina Karaoké nosamborin’ny Polisy


  • Alarobia 13 Novambra 2013


Hatairana ny an’ny mpandalo raha nandre poa-basy in-droa nisesy tao amina toerana iray fanaovana Karaoké ao amin’ny Fokontany Tsarasaotra Antsirabe ny alatsinainy 11 novambra teo tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nisy tovolahy iray mpiambina ao no nanaovan’ny polisin’ny BC Antananarivo bemidina tao Antsirabe. Nanao be fiavy ireto farany sady nanapoaka basy raha nitady izay nisy ilay tovolahy fa hoe mitazona basy tsy ara-dalàna, ary nisambotra avy hatrany sy nampiditra tao anaty fiara. Tsy nisy endrika fanoherana nataon’ilay tovolahy. Voalaza fa mbola misy naman’io tovolahy voasambotra io karohina amin’izao fotoana izao.

Caïus Raharison

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT