Nanao taratasim-bola tsy misy antoka

> CT iray nidoboka roa herinandro teny Antanimora


  • Talata 19 Novambra 2013


Tafavoaka ny fonja tamin’ny faran’ny herinandro teo rehefa voatana teny am-ponjan’Antanimora roa herinandro ny mpikambana iray eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita voatendry avy amin’iny faritra avarabaratry ny Nosy iny sady mpandraharaha misahana fanondranana boaderozy. Fanaovana taratasim-bola tsy misy antoka na “chèque sans provision” no vesatra niampangana azy ka io nitazonana azy am-ponja io. Araka ny fantatra dia nisy ny fifanarahana hentitra sy mazava nahazoany an’izao fahafahana voalaza izao.

 

Sammy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT