Naivo Raholdina sy Alain Ramaroson

> Nanao bemidina teny Soavimasoandro omaly


  • Zoma 15 Novambra 2013


Niara-nidina teny Soavimasoandro omaly ny filoha sy filoha lefitry ny vaomieran’ny fananan-tany eo anivon’ny CST (Naivo Raholdina sy Alain Ramaroson) nijery ifotony ny resaka mampifanolana an’ireo mpiara-monina noho ny resaka ady tany. Anisan’ny velom-bolo tamin’ny fandraisana andraikitra nataon’ireto tompon’andraikitra ireto ny ramatoa be 80 taona izay nohodidinin’ny mpifanolo-bodirindrina tamboho ny lalana mankao amin’ny tranony nefa dia nohodidian’ireo CST mirahalahy ny nandrodanana izany tamboho izany ary dia naato niaraka tamin’izany koa ny fandrodanan’ny olona milaza ho tompon’ny tany ny tranony na dia efa nisy ampahany voarava ihany aza. Hohadihadian’ireto tompon’andraikitra mirahalahy ireto koa ny mikasika ny fandrefesan’ny olona milaza ho tompontany ihany koa ny fefilohan’ny APIPA eny amin’ny manodidina ity toerana ity ka efa nisy ireo voaantso ho etsy Anosikely amin’ity andron’ny zoma 15 novambra ity.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT