Mpanentana ao amin’ny Magro

> Nisy nandratra teny Anatihazo Isotry


  • Talata 03 Desambra 2013


Naratra i Lydia sy ny zanany, mpanentana ao amin'ny kianja Magro Behoririka raha nandalo teny Anatihazo Isotry ny alatsinainy 02 novambra. Raha nandalo teo amin'ity toerana iray ity i Lydia dia efa voarahona ny sabotsy teo satria nanao t-shirt misy sarin’ny kandida filoham-pirenena dokotera Robinson Jean Louis. Maro ireo tanora mivorivory teo fa telo tamin’ireo no nikasi-tanana ka nandratra azy mianaka. Sotasota politika sa tsy fahazakana demokrasia ?

 RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT