Mandrimena-Andoharanofotsy

> Nipoahan’ny grenady ny Station TOTAL


  • Alarobia 08 Janoary 2014


Nipoaka indray ny grenady. Lasibatra tamin’izany ny toby mpaninjara solika an’ny orinasa Total eny Mandrimena-Andoharanofotsy amin’ny lalam-pirenena faha-7, omaly nanodidina ny tamin’ny sivy ora alina. Mbola nisy fiara 4x4 naka gazoala mihitsy teo amin’ny paompy no nirefotra tampoka avy any ny grenady, saingy tsy voakitika. Toy ny tselatr’afo no tsikaritry ny mpiambina nisavoana avy any ambadiky ny tamboho, ka nipoaka vao nidona tamin’ny tany mirakotra tara. Namela faritra tamin’ny tafo sy ny tokotany ny fipoahana. Tonga teny an-toerana nizaha ny zava-misy ny polisy sy ny zandary, ary nanokatra fanadihadiana avy hatrany.

Nangonin’i JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT