Leonardo Simao

> Mampandry adrisa


  • Talata 31 Desambra 2013


Niantso ireo hery politika rehetra hanaja ny fanapahan-kevitra izay horaisin’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana momba ny latsa-bato tamin’ny 20 desambra lasa teo i Leonardo Simao, mpanelanelana avy amin’ny SADC hiantsoroka ny iraka fanaraha-maso ny fifidianana. Notsindriany manokana nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety ny fanajana ireo andrim-panjakana. Nilaza i Leonardo Simao fa mbola hanohy ny fanelanelanana ny SADC mandra-pijoron’ny governemanta.

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT