Lalŕna momba ny tetibola

> Hodinihina eny amin'ny CST ny 15 novambra ho avy izao


  • Alarobia 13 Novambra 2013


Taorian'ny fankatoavana ny volavolan-dalàna laharana 014/2013 tamin'ny 23 oktobra 2013 momba ny tetibolam-panjakana 2014 , dia ny zoma 15 novambra 2013 ho avy izao, amin'ny 9 ora maraina no hankatoavina voalohany eny amin' ny Filankevitra Ambonin'ny Tetezamita mandritra ny fivoriana azon'ny besinimaro hatrehina  ity volavolan-dalàna ity. Araka ny fantatra moa, dia lasitra ho amin'ny fampiasam-bolan'ny fitondram-panjakana ho avy eo ity tetibola 2014 ity. Anjaran'ny fanjakana izay ho avy eo no hamaritra izay ho fampiasam-bolany. Na dia izany aza anefa, dia tsy handalo fotsiny ity volavolan-dalàna ity  fa mety hafana ny adihevitra. Roa andro be izao no natokan'ny Vaomieran'ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola ao amin'ny Filankevitra Ambonin'ny Tetezamita handinihana izany izay nanomboka ny alatsinainy teo ary mbola hitohy ny alarobia 13 novambra 2013.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT