Komity Manohana ny Dr Robinson

> Mijoro sy am-perinasa ny ao Toamasina


  • Sabotsy 30 Novambra 2013


Nampahafantarina omaly ny fijoroan’ny Komity Manohana ny Dr Robinson Jean Louis (KMDR) ao Toamasina, izay hivondronan’ireo fikambanana sy antoko politika samy hafa. Ny Maitre Rasamimaka Mahefalahy sy Atoa Rangitason no mpandrindra ny komity ao Toamasina izay misahana ny Faritra Atsinanana sy ny Analanjirofo, miampy filoha mpiara-mitantana miisa fito. Tsy mitsabaka ny fandaminana efa ataon’ny ankolafy Ravalomanana sy ireo fikambanana hafa manohana ny Dr Robinson Jean Louis ny komity, fa mifanohana amin’izy ireo amin’ny fomba rehetra hampandresena ity kandida laharana faha-33 ao amin’ny bileta tokana ity. Ho fampivondronana ny hery rehetra no tanjona hanilihana amin’ny fomba demokratika ny mpanongam-panjakana hialana haingana ao anatin’ny krizy mampahantra izao.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT