Actualités

Kolikoly avo lenta Nopetahan’ny olona anaram-bositra «20 millions»


  • Talata 31 Janoary 2012

Zary antso an’efitra ny tarainan’ny vahoaka any ambanivolo any manoloana ity tsy fandriampahalemana sy ny afitsoky ny dahalo ambony latabatra ity.

 Any Amboasary Atsimo any dia maro no velon-taraina, fa misy tomponandraiki-panjakana sahy mitaky vola an-tapitrisany tsotra izao amin’ireo manan-draharaha tonga ao aminy. Ny hafa indray dia manao fanararaotam-pahefana tsotra izao mba hitangosana vola. Nopetahan’ny olona anaram-bositra «20 millions» mihitsy izy ireo noho izany. Manahy ny vahoaka, sao mba olom-panjakana ihany no ao ambadik’ireny fanafihan-jiolahy sy fandrobana mambotry vahoaka sy ny firenena ireny.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT