KMA Talatamaty

> Manome 70% an’ny Dr Robinson


  • Talata 03 Desambra 2013


Nanambara ny KMA (Komity Miaro ny Ara-dalàna) eny Talatamaty tarihin’Atoa Andriamamonjisoa Daniel, fa tsy miova amin’ny foto-kevitra nijoroany hatramin’izay izy ireo dia ny hetsika famerenana ny ara-dalàna eto amin’ny Nosy sy ny famerenana ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana. Tanjona iray goavana ihany koa ny fampandaniana an’ny Dr Robinson Jean Louis amin’ny ampaham-bato 70% farafahakeliny manerana ny Nosy. Ho tanteraka izany rehefa mandray andraikitra ny olom-pirenena ampy taona rehetra ka manan-jo hifidy ka tsy handatsa-bato ho an’ny mpanongam-panjakana izany mihitsy.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT