Kidnapping Karana ao Toamasina

> Mpitandro ny filaminana no atidohany ?


  • Alakamisy 21 Novambra 2013


Mbola tena mitana ny sain’ny maro, indrindra ireo teratany Karana sy tompona magazay maro ao Toamasina, ny fakana an-keriny an’i Moustafa ny alatsinainy hariva teo. Re mantsy izao fa mitaky vola 1.600 tapitrisa Ariary amin’ny fianakavian’i Moustafa ireo mpaka azy an-keriny ho sandan’ny ainy sy ny famotsorana azy. Ny loharanom-baovao hafa indray no nahalalana fa niady varotra ireto fianakaviana ireto ka nidina 1.000 tapitrisa Ar izany vola tokony haloan’izy ireo izany. An-kilan’izay dia mandeha ny feo fa mpitandro ny filaminana ihany no atidohan’ity fakana an-keriny Karana tao Toamasina ity. Mandeha moa ny fanadihadiana ka ho hita eo ihany ny fivoarany, fa tsy misy marina izay tsy hipoitra.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT