Kaominina Antsirabe

> Misy manakorontana indray


  • Zoma 29 Novambra 2013

Nisavorovoro indray ny mpiasan’ny Kaominina Ambonivohitra Antsirabe.

Niverina nitokona indray ireo mpiasa omaly alakamisy 28 novambra ary feno sorabaventy ny teo anoloan’ny Lapan’ny tanàna. Nisy ny fanakatonana birao mbola nisokatra ary noterena hivoaka ireo mpiasa mbola niasa ary izay tsy nivoaka dia nohidian’izy ireo tao anatin’ny biraony ka natolotra ny olona avy eny am-baravarankely ny taratasy nataony. Milaza ho tsy mahalala ny anton’izao fitokonana izao ny PDS Razafindrainony Lala Marie Beryl. Aminy dia misy ambadika politika ary mpiara-mitantana aminy ihany no mandrisika ireo mpiasa sasany mba hanakorontana fotsiny. Milaza ho hentitra ny lehiben’ny Distrika amin’ny tsy fisokafan’ny biraon’ny Kaominina ka ho hita eo ny tohiny anio.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT