Kaleta

> Mivoha amin’i Robinson Jean Louis ny varavaran’ny fandresena


  • Talata 17 Desambra 2013


Nazava ny nambaran’i Kaleta fa nanohana an’i Hajo Andrianainarivelo ny tenany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ka “izaho no hanao akory azy rehefa tsy lany izy. Aleoko mifidy an’ny kandida Dr Robinson Jean Louis fa izy no fantatro fa hanarina ny firenena”, hoy izy. Ankoatra izay dia novakian’i Kaleta bantsilana ny teti-dratsy ketrehin’ny solontenam-panjakana sasany hangalaram-bato amin’iny Faritra Anosy iny, indrindra fa any Amboasary Atsimo. Efa mivoha midanadana amin’ny dokotera ny varavaran’ny fandresena, hoy hatrany i Kaleta ka tokony harovan’ny Malagasy izany. Tsy tokony hoviravirain’ireo nandetika ity firenena ity intsony i Mdagasikara koa “atambaro zalahy ny herintsika fa mila fanafody ny firenena”, hoy izy nanafatra ny vahoaka mpifidy ao amin’ny Faritra Anosy.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT